|
|
|
|

Entry1  mirahavavy
Root  2  rahavavy
Part of speech  3  adjective
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo [1.1]
Explanations in English  6  to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2]
7  who are sisters [1.7]
Explanations in French  8  être soeurs (entres femmes) [1.54]
9  qui sont soeurs [1.8]
Examples  10  Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina [2.470]
11  asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [2.472]
Toponyms 
Titles 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mirahavavy

Anagrams  15  mirahavavy, vahimaravy

Updated on 2023/04/08