Entry | 1 rahavavy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [1.1] |
Explanations in English |
4 A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [1.2] 5 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13] 6 The sister of a woman; cf. anabavy [1.7] |
Explanations in French |
7 Soeur d'une soeur [1.54] 8 La soeur d'une femme; cf. anabavy [1.8] |
Examples |
9 Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Derivatives |
|
Analogs | 14 anabavy, anadahy, rahalahy |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Updated on 2021/12/13 |