|
|
|
|

Entry1  miramirana
Root  2  mirana
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io [1.1]
10  falifaly, ravoravo [1.13]
Explanations in French  11  radieux [1.3#442, 1.13]
12  content, enjoué, réveillé [1.3#442]
Examples  13  Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) [1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)]
14  Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [2.324]
Synonyms  15  mirana
Analogs  16  ravoravo, miriadriaka, sariadriaka
Proverbs  17  Proverbs containing the word miramirana

Anagrams  18  marimarina, miramirana

Updated on 2023/01/20