|
|
|
|

Entry (1/3)1  ravoravo
Root  2  ravo
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1]
Explanations in English  6  exultant [1.2]
7  joyous, happy [1.7]
Explanations in French  8  heureux, joyeux [1.8]
Examples  9  A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! [2.150#168]
10  Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022#]
Synonyms  11  ravo
Compound words 

Entry (2/3)13  ravoravo
Root  14  ravo
Part of speech  15  noun
Derivatives 
16  Adjectives :
Explanations in Malagasy  17  Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1]
Explanations in French  18  terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3#548]
Synonyms  19  taniravo
Compound words 

Entry (3/3)21  ravoravo
Part of speech  22  noun
Vocabulary  23  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  24  karazam-borona mpanaraka ny farimaso [Tanala] [1.78]

Anagrams  25  ravoravo, rovarova, voravora

Updated on 2023/08/12