Entry (1/3) | 1 ravoravo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. |
Explanations in English |
4 [1.2] exultant 5 [1.7] joyous, happy |
Explanations in French |
6 [1.8] heureux, joyeux |
Examples |
7 [2.150#168] A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! 8 [2.1022#] Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; |
Root | 9 ravo |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 ravo |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 13 ravoravo |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo |
Explanations in French |
16 [1.3#548] terre blanche qui sert à blanchir les maisons |
Root | 17 ravo |
Derivatives |
|
Synonyms | 19 taniravo |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 21 ravoravo |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 [1.78] [Tanala]
karazam-borona mpanaraka ny farimaso |
Vocabulary |
24 Zoology: birds |
Anagrams | 25 ravoravo, rovarova, voravora |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |