Entry | 1 mirana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io |
Explanations in English |
4 [1.7] happy, radiant, smiling |
Explanations in French |
5 [1.3#442, 1.8] radieux 6 [1.3#442] content, enjoué, réveillé 7 [1.8] heureux, souriant |
Examples |
8 Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470] |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 miramirana |
Analogs | 14 ravoravo, miriadriaka, sariadriaka |
Compound words |
|
Anagrams | 17 amiran, anarim, aniram, aranim, manary, mañary, manira, manirà, mariña, marìna, marina, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam |
Updated on 2023/10/19 |