|
|
|
|

Entry1  miringiringy
Root  2  ringiringy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera
Miavona ka mirehareha foana
Examples  5  Aoka isika ry havana
mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo
ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy
ary tsy hifandao an-tanety
fa akory kosa ity hadilana-mahia
ka mampisaraka antsika?
[2.131]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word miringiringy

Updated on 2024/12/11