Entry | 1 miringiringy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera Miavona ka mirehareha foana |
Examples |
4 [2.131] Aoka isika ry havana mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy ary tsy hifandao an-tanety fa akory kosa ity hadilana-mahia ka mampisaraka antsika? |
Root | 5 ringiringy |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word miringiringy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |