Entry | 1 miroaroa saina |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 [2.470] Miovaova endrika sy miroaroa saina ombieny ombieny Rasoa, tsy afaka mampifantoka tanteraka ny safidiny. 4 [2.48] izay haliavita ny intsika no atao, fa tsy miroaroa saina ary tsy mivadibadika |
Elementary words | 5 miroaroa, saina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |