|
|
|
|

Entry1  misafidy
Root  2  safidy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mifidy, maka izay tiana
Explanations in English  5  [1.7] to make a choice, to make a decision
Explanations in French  6  [1.8] faire un choix; prendre une décision
Examples  7  Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. [4.27#]
8  Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#]
9  Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2024/12/11