Entry | 1 misafidy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifidy, maka izay tiana |
Explanations in English |
4 [1.7] to make a choice, to make a decision |
Explanations in French |
5 [1.8] faire un choix; prendre une décision |
Examples |
6 [4.27#] Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. 7 [1.381#] Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! 8 [2.245#] Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. |
Root | 9 safidy |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |