Entry (1/4) | 1 misaka |
Root | 2 saka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany |
Examples |
5 Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 10 misaka |
Root | 11 saka |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy |
Examples |
14 Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 19 misaka |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Taisaka]
milaza |
Entry (4/4) | 22 misakà |
Root | 23 saka |
Part of speech | 24 imperative of active verb misaka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] |
Explanations in French |
26 [1.3] |
Anagrams | 27 akasim, asimak, ikasam, isakam, kamasy, kamisa, kasaim, makasy, masaky, masika, mikasà, mikasa, misakà, misaka, sakaim, samaky, simaka |
Updated on 2025/02/05 |