|
|
|
|

Entry (1/2)1  misanasana
Root  2  sanasana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny vavan' ilay alika ka nandositra aho [1.1]
Examples  5  Fa raha vantany vao midify ianao ka hitany irery aho dia misanasana ny vavany. [2.5]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  misanasanà
Root  11  sanasana
Part of speech  12  imperative of active verb misanasana [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15  isanasanam, misanasanà, misanasana, sanasanaim

Updated on 2023/01/20