Entry | 1 misasakalina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [2.415#6580] mamatonalina |
Examples |
4 [2.4] Nifanarahana teo am-piaingana fa amin' ny misasakalina raha ela indrindra no hody izahay. 5 [2.499] Izao ihany no nalehako misasakalina atý: 6 [1.38] Ny Romana kosa dia manomboka ny andro eo amin' ny misasakalina indrindra. |
Vocabulary |
7 Time |
Elementary words | 8 misasaka, alina |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |