|
|
|
|

Entry1  misikidy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto
Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao
Explanations in English  4  [1.7] to practice divination by the sikidy rite
Explanations in French  5  [1.8] deviner par le rite du sikidy, prédire
Examples  6  [2.48] Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy);
Root  7  sikidy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word misikidy

Updated on 2024/12/11