|
|
|
|

Entry1  misimisy
Part of speech  2  noun
Examples  3  [2.472] Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana.
4  [2.471] Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo.
5  [1.38] Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa.
Proverbs  6  Proverbs containing the word misimisy

Updated on 2024/12/07