|
|
|
|

Entry (1/2)1  misintona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
Mikainkona: Nisintona ny hozany
Examples  4  [2.472] Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
Root  5  sintona
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word misintona

Entry (2/2)11  misintòna
Part of speech  12  imperative of active verb misintona [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Root  15  sintona

Anagrams  16  atsinomin, isintonam, misintòna, misintona, natsinomi, nosintaim

Updated on 2025/04/14