Entry (1/2) | 1 misongadina |
Root | 2 songadina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miavaka tsara, mivongady Voaenda-damba, miboridana |
Examples |
5 Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [2.471] |
Morphology |
|
Analogs | 10 mivongady, mivaingana, miharihary, mitojanjina, hita vatana, tsy takona afenina, tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona, azo tsapain-tanana, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina |
Entry (2/2) | 11 misongadìna |
Root | 12 songadina |
Part of speech | 13 imperative of active verb misongadina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |