Entry | 1 mitaky |
Root | 2 taky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho 5 Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo [1.1] |
Explanations in English |
6 to demand one's due [1.7] |
Explanations in French |
7 réclamer, réclamer son dû [1.8] |
Examples |
8 mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69] 9 Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mampandoa, mamoritra, maka ny an' ny tena, manaraka, mihady levenambola, manao takin' adala, manao tadidin' ny mpanaraka |
Compound words |
|
Anagrams | 17 makity, mitaky |
Updated on 2023/10/04 |