|
|
|
|

Entry1  mitendry ilo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fomba narahina fahizay ho fanambarana ny fifaranan' ny fisaonana ny mpanjaka: nokasihina tamin' ny rantsantanana nisy menaka ny hatoka sy ny ila loba havia
Elementary words  4  mitendry, ilo

Updated on 2024/12/26