|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitongilana
Root  2  tongilana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany
Miangatra: Mitongilana io mpitsara io
Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona
Explanations in French  5  [1.13] penché
Examples  6  mitongilana izao ny sambolay. [2.471]
7  Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mitongilàna
Root  13  tongilana
Part of speech  14  imperative of active verb mitongilana [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/28