Entry | 1 mitoroka |
Root | 2 toroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 miampanga, milaza an-karihary ny hadisoana na heloka natao tany [1.78] 5 Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 10 manendrikendrika, manombotomboka, manendry |
Updated on 2023/01/05 |