Entry (1/2) | 1 mitrosa |
Root | 2 trosa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mividy zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Mitrosa hena 5 Misambotra: Nitrosa vola ariary folo tamin-dRakoto izy fa tsy nanamboia hamidy vary [1.1] |
Explanations in English |
6 to go into debt for something; to owe [1.7] |
Explanations in French |
7 acheter à crédit; s'endetter [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 mitrosà |
Root | 14 trosa |
Part of speech | 15 imperative of active verb mitrosa [Full list] |
Anagrams | 16 atrosim, itrosam, itsoram, matsiro, misatro, misotra, mitrosà, mitrosa, mitsora, soritam, stirôma, trosaim, tsy maro |
Updated on 2023/08/11 |