Entry | 1 mitsaha-potoana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona |
Explanations in French |
4 [1.13] ménopause |
Vocabulary |
5 Health |
Elementary words | 6 mitsahatra, fotoana |
Synonyms | 7 mitsaha-jaza |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |