Entry | 1 mitsindroka |
Root | 2 tsindroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsaingoka voan-javatra eny amin' ny tany amin' ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo 5 Mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny voankazo latsaka ianareo 6 Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy [1.1] |
Explanations in French |
7 picorer [1.13] |
Examples |
8 Akoho mitsindroka amin' ny arabe, andian-kanakana na gisa mody avy any an-tsaha, tsy mampiahotra na mampivily azy izany. [2.472] 9 Ny lehibe mihinana ny kely, ny matanjaka mitsindroka ny osa. [2.5] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mitsindroka |
Updated on 2023/01/20 |