Entry | 1 mivadi-bolana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mivadika amin' ny teny natao |
Examples |
4 [2.508] Kanjo taorian’izay dia nivadi-bolana Razoma nony lasa nody ny tafika merina |
Elementary words | 5 mivadika, volana |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word mivadi-bolana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |