|
|
|
|

Entry1  moron-tsiraka
Elementary words  2  morona, tsiraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tany an-tsisin-dranomasina
5  [1.13][morontsiraka] sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina
Explanations in French  6  [1.3] bord de la mer
7  [1.13][morontsiraka] côte littorale
Examples  8  Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499]
9  Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471]
Vocabulary  10  Geography: (in general)
Synonyms  11  moron-dranomasina

Updated on 2024/12/10