Entry (1/3) | 1 mpanelanelana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary |
Explanations in French |
4 [1.13] intermédiaire; médium |
Examples |
5 [2.356#] Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany. 6 [1.123#] Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. |
Root | 7 elanelana |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 10 mpanelanelana |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.13] singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro |
Explanations in French |
13 [1.13] entretoise |
Vocabulary |
14 Technology |
Root | 15 elanelana |
Entry (3/3) | 16 mpanelanelana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.13] ana mitondra vovobony |
Explanations in French |
19 [1.13] agent pollinisateur |
Vocabulary |
20 Botany: (in general) |
Root | 21 elanelana |
Synonyms | 22 mpitati-bovobony |
Anagrams | 23 mpanelanelana, namelapelanan, nampanelanela |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |