|
|
|
|

Entry1  mpiasabe
Root  2  asa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika [1.1]
Explanations in English  5  a steady-going person. [1.2]
Examples  6  Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany. [2.470]
7  Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499]
Analogs  8  rainazy, andrainazy, jomo, jomoka, mongena, monge-mahalatsaka, malemy tsy azo, malemy maozatra, jinjinina, morabe, morainy, tsy sarotiny, mihako, konetaka, bonaika, be tsy miteny, olom-bodo, olombe, olon-kova, olon-kovabe, joko tsoriaka, manaiky lembenana, manaiky lempona, manaraka efa, entina amin' ny sangany, kofehy manarapanjaitra, malemy paika, malemy an-dranombary, manara-drenirano, manara-driandrano, manaraka ambokony
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpiasabe

Updated on 2020/07/31