|
|
|
|

Entry1  nahoana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? [1.1]
Explanations in English  4  see ahoana [1.2]
5  why? [1.7]
Explanations in French  6  pourquoi? [1.8]
Examples  7  nahoana izany no tsy tonga aty amintsika ? [2.470]
8  nahoana ianao no mandositra ahy ? [2.471]
9  Valo andro ny ahy no tapaka, hoy izy, ka nahoana no ireto ihany no omenao ahy ? [2.472]
Analogs  10  ahoana

Anagrams  11  anahano, anahona, anoahan, anohana, anonaha, nahaona, nahoana, nanoaha

Updated on 2020/07/31