Entry | 1 nahoana |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? |
Explanations in English |
4 [1.2] see ahoana 5 [1.7] why? |
Explanations in French |
6 [1.8] pourquoi? |
Examples |
7 [2.470] nahoana izany no tsy tonga aty amintsika ? 8 [2.471] nahoana ianao no mandositra ahy ? 9 [2.472] Valo andro ny ahy no tapaka, hoy izy, ka nahoana no ireto ihany no omenao ahy ? |
Analogs | 10 ahoana |
Compound words |
|
Anagrams | 12 anahano, anahona, anoahan, anohana, anonaha, nahaona, nahoana, nanoaha |
Updated on 2025/02/12 |
![]() |