Entry | 1 ny ankilany sy ny andaniny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in English |
3 [1.7] the two sides or parties involved |
Explanations in French |
4 [1.8] les deux parties dans une discussion ou une dispute |
Examples |
5 [2.472#143] Niampatrampatra ny faty tamin' ny andaniny sy ny ankilany. 6 [2.4] Fianakaviana vitsivitsy avy amin' ny ankilany sy andaniny no nantsoina. 7 [2.245] Eo no miseho ny andaniny sy ny ankilany: mirary sy milalao miara-paly. 8 [4.27] inona àry ny ho fahefana sy ny ho fidiram-bolan’ny andaniny sy ny ankilany avy? |
Elementary words | 9 ny, ankilany, andaniny |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |