|
|
|
|

Entry1  ny zafy mpanahaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka)
Elementary words  4  zafy, mpanahaka

Updated on 2025/03/30