|
|
|
|

Entry1  ovimanga
Elementary words  2  ovy, manga
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Botany
Explanations in French  5  (de ovy: tubercule; et manga ici dans le sens de beau). Ipomoea batatas (Lam.) Poir. (Convolvulaceae). Nom ancien de la patate douce. On dit plutôt aujourd'hui voamanga. [Betsimisaraka] [1.196]
6  [Betsileo]
Examples  7  ary ovimanga no tokony ho anaran' ny vomanga, satria ny ovy tanty no nisy taloha- ka tonga itony ovy koa; [1.437#]
8  Ny vehivavy nanonofy nihady ovimanga vokatra sy voatavo maintso maro dia fambara hono fa hanan-janaka izy. [1.353#]
Scientific name 

Anagrams  10  mivangoa, ovimanga

Updated on 2023/10/26