Entry | 1 pehina |
Root | 2 paika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako 5 Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto 6 Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra [1.1] |
Explanations in English |
7 see Paika [1.2] 8 to be struck as with a hammer [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on frappe [1.8] |
Examples |
10 Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word pehina |
Anagrams | 16 pehina, pihena |
Updated on 2022/02/08 |