|
|
|
|

Entry1  pehina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako
Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto
Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra
Explanations in English  4  [1.2] see Paika
5  [1.7] to be struck as with a hammer
Explanations in French  6  [1.8] qu'on frappe
Examples  7  [2.470] Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny.
Root  8  paika
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word pehina

Anagrams  14  ipehan, nipeha, pehina, pihena

Updated on 2025/01/21