Entry | 1 rafotsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay |
Explanations in English |
4 [1.2] an appellation of respect in addressing a woman. 5 [1.7] an elderly woman (with white hair) |
Explanations in French |
6 [1.8] vieille femme (aux cheveux blancs) |
Examples |
7 [2.470] Nanatona azy mianaka toa olon-kafa rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: |
Vocabulary |
8 Forms of Address |
Elementary words | 9 ra-, fotsy |
Anagrams | 10 afositr, faritso, fitrosa, fositra, rafotsy, ratsy fo, sifotra, tsirofa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |