|
|
|
|

Entry1  rafozana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy.
Explanations in English  4  [1.7] a parent or parent in law
Explanations in French  5  [1.54] beaux-parents
6  [1.8] beau-parent
Examples  7  —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [2.293]
Vocabulary  8  Relationships: family
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word rafozana

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21