|
|
|
|

Entry1  raha efa
Elementary words  2  raha, efa
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary [1.1]

Updated on 2023/03/27