Entry | 1 raha efa |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary |
Elementary words | 4 raha, efa |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |