Entry (1/2) | 1 rarina |
Root | 2 rary |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Angatahina mba handresy, mba ho soa sy ho tsara amin' ny alalan' ny vavaka: Rarina ho zina ny taona, handresy ny tafika [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 rarina |
Root | 10 rary |
Part of speech | 11 passive verb |
Explanations in Malagasy |
12 Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina [1.1] |
Explanations in English |
13 to be plaited, to be woven [1.7] |
Explanations in French |
14 qu'on tresse [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 19 rarina, rirana |
Updated on 2020/07/31 |