|
|
|
|

Entry (1/2)1  rariny
Root  2  rary
Part of speech  3  noun rary and pronoun
Explanations in Malagasy  4  Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo
5  (Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva) [1.1]
Compound words 

Entry (2/2)15  rariny
Root  16  rary
Part of speech  17  passive verb rarina and pronoun

Anagrams  18  nirary, rariny, ririna

Updated on 2023/06/16