Entry | 1 ratsy fiaina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany |
Explanations in French |
4 [1.3] qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière |
Elementary words | 5 ratsy, fiaina |
Synonyms | 6 ratsy fitondran-tena |
Anagrams | 7 itafasirian, nitafasiria, ratsy fiaina, tafasirinay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |