|
|
|
|

Entry1  razoky
Elementary words  2  ra-, zoky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [1.1]
Explanations in English  5  elder brother or sister (term of respect) [1.7]
Explanations in French  6  frère ou soeur aîné (terme respectueux) [1.8]
Examples  7  razoky va no manitra voan-kazo?
sa Razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy razoky no manitra voan-kazo
tsy Razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[2.131]
Vocabulary  8  Relationships: family
9  Forms of Address

Anagrams  10  razoky, zariko

Updated on 2024/09/02