|
|
|
|

Entry1  zoky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana
4  be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo
5  tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [1.1]
Explanations in English  6  an elder brother or sister; a senior [1.7]
Explanations in French  7  aîné [1.3, 1.54, 1.8]
8  plus âgé
9  meilleur, supérieur, plus important [1.3]
Vocabulary  10  Relationships: family
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Names :
Analogs  14  zandry
Compound words 
Zoonyms 
Toponyms 
Proverbs  26  Proverbs containing the word zoky
Quotes  27  Texts mentioning zoky

Anagrams  28  kizo, kozy, zoky

Updated on 2023/05/19