|
|
|
|

Entry1  zandry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry
Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona
Explanations in English  4  [1.7] a younger brother or sister; a junior
Explanations in French  5  [1.54] cadet
6  [1.8] cadet, cadette
Vocabulary  7  Relationships: family
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Analogs  10  zoky
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word zandry
Quotes  17  Texts mentioning zandry

Updated on 2024/09/16