|
|
|
|

Entry1  renisoratra
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.5] consonne
Examples  4  [2.245#19] Baka an-tendrony: baka: tahaka ny renisoratra V izany, misaraka roa ny tendrony.
5  [2.528#73] Manaraka izany, ireto renisoratra " f" sy " 1 " sy " m " sy " n " sy ny sisa, dia tsy ilaina ny manoratra azy in-droa ary tsy ilaina ny manova ny fanonona azy na misy zanany eo akaikiny na tsia.
Vocabulary  6  Linguistics
Elementary words  7  reny, soratra
Tables and plates  8  The Alphabets

Updated on 2024/12/08