|
|
|
|

Entry1  resim-bavy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] lehilahy kelikely herin-tsaina ka ambakain' ny vadiny amin' izay ataony rehetra, koa dia ravehivavy no mandidy azy amin' izay ataony rehetra fa manao akohovavy maneno
Elementary words  4  resy, vavy
Proverbs  5  Proverbs containing the word resim-bavy

Updated on 2024/12/07