Entry | 1 resy loka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana |
Elementary words | 4 resy, loka |
Synonyms | 5 azo loka, maty loka |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |