|
|
|
|

Entry1  rikarikan-taolana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato
Explanations in French  4  [1.3] amas d'ossements, squelette
Vocabulary  5  Biology
Elementary words  6  rikarika, taolana
Synonyms  7  karana

Updated on 2024/12/21